# Taiza no nitoetra ilay mpaminany antitra? Ilay mpaminany antitra iray nitoetra tany Betela. # Iza no nahita ny lalana izay nandehanan'ilay lehilahin'Andriamanitra avy any Betela? Ilay zanaka lahin'ny mpaminany antitra no nahita ny lalana izay nandehanan'ilay lehilahinAndriamanitra tany Betela. # Taiza ilay mpaminany antitra no nahita ialy lehilahin'Andriamanitra? Ilay mpaminany antitra dia nahita ilay lehilahin'Andriamanitra nipetraka teo ambany hazo terebima.