plt_tq/1ki/13/08.md

8 lines
383 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no notenen'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ny mpanjaka?
Ilay lehilahin'Andriamanitra dia nilaza tamin'ny mpanjaka hoe: "Tsy andeha iaraka aminao aho"
# Inona no nataon'ilay lehilahin'Andriamanitra taorian'ny resany tamin'ny mpanjaka?
Taorian'ny resany tamin'ny mpanjaka, niverina nody tamin'ny lalana samihafa noho nandehanany tany Betela ilay lehilahin'Andriamanitra.