# Inona no notenen'ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ny mpanjaka? Ilay lehilahin'Andriamanitra dia nilaza tamin'ny mpanjaka hoe: "Tsy andeha iaraka aminao aho" # Inona no nataon'ilay lehilahin'Andriamanitra taorian'ny resany tamin'ny mpanjaka? Taorian'ny resany tamin'ny mpanjaka, niverina nody tamin'ny lalana samihafa noho nandehanany tany Betela ilay lehilahin'Andriamanitra.