plt_tq/1ki/12/25.md

12 lines
514 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza no nanorenan'i Jeroboama an'i Sekema?
Jeroboama nanorina an'i Sekema teo amin'ny tany havoan'i Efraima.
# Inona no noheritreretin'i Jeroboama tao am-pony?
Jeroboama nanao anakam-po hoe: "Hiverina ho an'ny taranak'i Davida ny fanjakana ankehitriny."
# Inona no nolazain'i Jeroboama momba ny fanatitry ny olona tao amin'ny tempolin'i Yaveh?
Hoy i Jeroboama: "Raha manolotra sorona ao amin'ny tempolin'i Yevah ireo olona ireo, dia hamono ahy izy ireo ary hiverina any amin'i Rehoboama mpanjakan'i Joda."