# Taiza no nanorenan'i Jeroboama an'i Sekema? Jeroboama nanorina an'i Sekema teo amin'ny tany havoan'i Efraima. # Inona no noheritreretin'i Jeroboama tao am-pony? Jeroboama nanao anakam-po hoe: "Hiverina ho an'ny taranak'i Davida ny fanjakana ankehitriny." # Inona no nolazain'i Jeroboama momba ny fanatitry ny olona tao amin'ny tempolin'i Yaveh? Hoy i Jeroboama: "Raha manolotra sorona ao amin'ny tempolin'i Yevah ireo olona ireo, dia hamono ahy izy ireo ary hiverina any amin'i Rehoboama mpanjakan'i Joda."