plt_tq/1ki/12/10.md

8 lines
319 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'ireo zatovolahy an'i Rehoboama ho lazaina amin'ny vahoaka?
Ireo zatovolahy dia nilaza tamin'i Rehoboama nanao hoe: "Ny ankihikeliko dia lehibe noho ny valahan'ny raiko."
# Inona no nolazain'i Rehoboama hampiasainy hamaizana ny olona?
Rehoboama dia nilaza ny hampiasa maingoka hamaizana ny olona.