# Inona no nolazain'ireo zatovolahy an'i Rehoboama ho lazaina amin'ny vahoaka? Ireo zatovolahy dia nilaza tamin'i Rehoboama nanao hoe: "Ny ankihikeliko dia lehibe noho ny valahan'ny raiko." # Inona no nolazain'i Rehoboama hampiasainy hamaizana ny olona? Rehoboama dia nilaza ny hampiasa maingoka hamaizana ny olona.