plt_tq/1ki/11/23.md

12 lines
445 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no anaran'ireo fahavalo iray izay natsangan'Andriamanitra hanohitra an'i Solomona?
Rezona zanaka lahin'i Eliada no anaran'ilay fahavalo iray natsangan'Andriamanitra hanohitra an'i Solomona.
# Taiza no nandehanan'ilay lehilahin'i Rezona?
Ilay lehilahin'i Rezona dia nandeha tany Damaskosy ary nipetraka tany.
# Hafiriana no naha fahavalon'ny Israely an'i Rezona?
Rezona dia fahavalon'ny Israely nandritra ny andron'i Solomona rehetra.