# Iza no anaran'ireo fahavalo iray izay natsangan'Andriamanitra hanohitra an'i Solomona? Rezona zanaka lahin'i Eliada no anaran'ilay fahavalo iray natsangan'Andriamanitra hanohitra an'i Solomona. # Taiza no nandehanan'ilay lehilahin'i Rezona? Ilay lehilahin'i Rezona dia nandeha tany Damaskosy ary nipetraka tany. # Hafiriana no naha fahavalon'ny Israely an'i Rezona? Rezona dia fahavalon'ny Israely nandritra ny andron'i Solomona rehetra.