plt_tq/1ki/11/11.md

8 lines
342 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nolazain'i Yaveh an'i Solomona izay ho ataony noho ireo andriamanin-kafa?
Yaveh dia niteny an'i Solomona ny hanesorany ny fanjakany eo aminy ary hanome izany amin'ny mpanompony.
# Firy ny foko nampanantenain'i Yaveh homena ny zanaka lahin'i Solomona?
Yaveh dia nampanantena ny hanome foko iray ho an'ny zanaka lahin'i Solomona.