# Inona no nolazain'i Yaveh an'i Solomona izay ho ataony noho ireo andriamanin-kafa? Yaveh dia niteny an'i Solomona ny hanesorany ny fanjakany eo aminy ary hanome izany amin'ny mpanompony. # Firy ny foko nampanantenain'i Yaveh homena ny zanaka lahin'i Solomona? Yaveh dia nampanantena ny hanome foko iray ho an'ny zanaka lahin'i Solomona.