plt_tq/1ki/11/01.md

8 lines
272 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no notiavin'i Solomona mpanjaka?
Solomona Mpanjaka dia nitia vehivavy vahiny maro.
# Inona no nandidian'i Yaveh ny momba ny fanambadiana ireo vehivavy avy amin'ny firenena vahiny?
Yaveh dia nandidy an'Israely tsy hanambady ireo vehivavy avy amin'ny firenen-kafa.