# Iza no notiavin'i Solomona mpanjaka? Solomona Mpanjaka dia nitia vehivavy vahiny maro. # Inona no nandidian'i Yaveh ny momba ny fanambadiana ireo vehivavy avy amin'ny firenena vahiny? Yaveh dia nandidy an'Israely tsy hanambady ireo vehivavy avy amin'ny firenen-kafa.