plt_tq/1ki/10/26.md

8 lines
364 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Taiza no najanon'i Solomona ireo kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny?
Solomona dia nanajanona ireo kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny tao amin'ny tanàna fitoeran'ny kalesy sy tany Jerosalema.
# Inona no nataon'ny mpanjaka tamin'ny hazo sedara?
Ny mpanjaka dia nanao ny hazo sedara ho lasa toy ny hazo namontana sy aviavy maro be teny amin'ny tany lemaka.