# Taiza no najanon'i Solomona ireo kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny? Solomona dia nanajanona ireo kalesiny sy ny mpitaingin-tsoavaliny tao amin'ny tanĂ na fitoeran'ny kalesy sy tany Jerosalema. # Inona no nataon'ny mpanjaka tamin'ny hazo sedara? Ny mpanjaka dia nanao ny hazo sedara ho lasa toy ny hazo namontana sy aviavy maro be teny amin'ny tany lemaka.