plt_tq/1ki/10/23.md

8 lines
315 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny tany rehetra n nitady an'i Solomona?
Ny tany rehetra dia nitady an'i Solomona handre ny fahendrena nataon'Andriamanitra tao am-pony.
# Inona ny fanomezana nentin'ireo mpamangy taminy?
Ireo izay nanmangy dia nitondra fanomezana toy volamena, volafotsy, akanjo, sy akanjo fiarovana, ary zava-manitra.