# Nahoana ny tany rehetra n nitady an'i Solomona? Ny tany rehetra dia nitady an'i Solomona handre ny fahendrena nataon'Andriamanitra tao am-pony. # Inona ny fanomezana nentin'ireo mpamangy taminy? Ireo izay nanmangy dia nitondra fanomezana toy volamena, volafotsy, akanjo, sy akanjo fiarovana, ary zava-manitra.