plt_tq/1ki/10/08.md

8 lines
356 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nahoana ny mpanjaka vavin'i Seba no nilaza fa ny mpanompon'i Solomona dia sambatra?
Ny mpanjaka vavin'i Seba dia nilaza fa ny mpanompon'i Solomona dia sambatra satria ren'izy ireo ny fahendreny.
# Ahoana ny fomba nanehoan'i Yaveh ny fitiavany tamin'ny Israely?
Yaveh dia naneho ny fitiavany tamin'ny Israely tamin'ny fanaovana an'i Solomona mpanjaka.