# Nahoana ny mpanjaka vavin'i Seba no nilaza fa ny mpanompon'i Solomona dia sambatra? Ny mpanjaka vavin'i Seba dia nilaza fa ny mpanompon'i Solomona dia sambatra satria ren'izy ireo ny fahendreny. # Ahoana ny fomba nanehoan'i Yaveh ny fitiavany tamin'ny Israely? Yaveh dia naneho ny fitiavany tamin'ny Israely tamin'ny fanaovana an'i Solomona mpanjaka.