plt_tq/1ki/09/12.md

12 lines
425 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nahatongavan'i Hirama hijery avy any Tyro?
Hirama dia tonga avy any Tyro mba hijery ireo tanàna izay efa nomen'i Solomona azy.
# Inona no niantsoan'i Hirama ireo tanàna izay nomen'i Solomona azy?
Nantsoin'i Hirama hoe Tany Kobola ireo tanàna izay midika hoe zava-poana.
# Hoatrinona ny volamena izay nalefan'i Hirama tany amin'i Solomona mpanjaka?
Hirama dia nandefa talenta volamena 120 tamin'i mpanjaka.