# Inona no nahatongavan'i Hirama hijery avy any Tyro? Hirama dia tonga avy any Tyro mba hijery ireo tanàna izay efa nomen'i Solomona azy. # Inona no niantsoan'i Hirama ireo tanàna izay nomen'i Solomona azy? Nantsoin'i Hirama hoe Tany Kobola ireo tanàna izay midika hoe zava-poana. # Hoatrinona ny volamena izay nalefan'i Hirama tany amin'i Solomona mpanjaka? Hirama dia nandefa talenta volamena 120 tamin'i mpanjaka.