plt_tq/1ki/09/08.md

8 lines
357 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no hanontanian'ny olona raha vao mandalo ny tempolin'i Yaveh izy ireo?
Ny olona dia hanontany hoe: "Nahoana i Yaveh no efa nahavita izao tamin'ity tany sy trano ity ?"
# Nahoana i Yaveh no hitondra loza eo amin'izy ireo?
Yaveh dia hitondra loza eo amin'izy ireo satria nikomy hanohitra ny Andriamaniny izy ireo ary nanompo ireo andriamanin-kafa.