# Inona no hanontanian'ny olona raha vao mandalo ny tempolin'i Yaveh izy ireo? Ny olona dia hanontany hoe: "Nahoana i Yaveh no efa nahavita izao tamin'ity tany sy trano ity ?" # Nahoana i Yaveh no hitondra loza eo amin'izy ireo? Yaveh dia hitondra loza eo amin'izy ireo satria nikomy hanohitra ny Andriamaniny izy ireo ary nanompo ireo andriamanin-kafa.