plt_tq/1ki/08/62.md

8 lines
247 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Iza no nanolotra sorona tamin'i Yaveh?
Ny mpanjaka sy ny Israely rehetra niaraka taminy no nanolotra sorona ho an'i Yaveh.
# Omby sy osy firy no sorona natolotr'i Solomona?
Solomona dia nanolotra omby 22.000 ary ondry 120.000 tamin'i Yaveh.