# Iza no nanolotra sorona tamin'i Yaveh? Ny mpanjaka sy ny Israely rehetra niaraka taminy no nanolotra sorona ho an'i Yaveh. # Omby sy osy firy no sorona natolotr'i Solomona? Solomona dia nanolotra omby 22.000 ary ondry 120.000 tamin'i Yaveh.