plt_tq/1ki/08/51.md

12 lines
526 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Avy aiza no nanavotan'i Yaveh ny olony?
Yaveh dia nanavotra ny olony nivoaka ny Egypta toy ny nivoahana tao amin'ny lafaoro lehibe iray.
# Inona no nangatahan'i Solomona an'i Yaveh ho atao rehefa nitalaho taminy ny olony?
Solomona dia nangataka an'i Yaveh hanokatra ny masony amin'ny fangatahan'izy ireo ary hiaino azy ireo.
# Nahoana i Yaveh no nampisaraka ny olony avy amin'ireo vahoakan'ny tany rehetra?
Yaveh dia nampisaraka ny olony avy amin'ireo vahoakan'ny tany rehetra mba ho Azy ary handray ny fampanantenany.