# Avy aiza no nanavotan'i Yaveh ny olony? Yaveh dia nanavotra ny olony nivoaka ny Egypta toy ny nivoahana tao amin'ny lafaoro lehibe iray. # Inona no nangatahan'i Solomona an'i Yaveh ho atao rehefa nitalaho taminy ny olony? Solomona dia nangataka an'i Yaveh hanokatra ny masony amin'ny fangatahan'izy ireo ary hiaino azy ireo. # Nahoana i Yaveh no nampisaraka ny olony avy amin'ireo vahoakan'ny tany rehetra? Yaveh dia nampisaraka ny olony avy amin'ireo vahoakan'ny tany rehetra mba ho Azy ary handray ny fampanantenany.