plt_tq/1ki/06/09.md

8 lines
256 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nampiasain'i Solomona nandrakofana ny trano?
Norakofan'i Solomona andry sy hazo sedera fisaka ilay trano.
# Ahoana ny andanin'ireo efitra nampifandray ny trano?
Ireo andanin'ny efitra dia nampifandraisina tamin'ny trano tamin'ny hazo sedara.