# Inona no nampiasain'i Solomona nandrakofana ny trano? Norakofan'i Solomona andry sy hazo sedera fisaka ilay trano. # Ahoana ny andanin'ireo efitra nampifandray ny trano? Ireo andanin'ny efitra dia nampifandraisina tamin'ny trano tamin'ny hazo sedara.