plt_tq/1ki/05/13.md

8 lines
291 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Firy ny mpiasa an-terovozona nanan'i Solomona ivelan'ny Israely?
Solomona dia nanana mpiasa an-terovozona telo alina ivelan'ny Israely.
# Iza no napetrak'i Solomona teo amin'ireo mpiasa an-terovozona rehetra?
Adonirama no napetrak'i Solomona teo amin'ireo mpiasa an-terovozona rehetra.