# Firy ny mpiasa an-terovozona nanan'i Solomona ivelan'ny Israely? Solomona dia nanana mpiasa an-terovozona telo alina ivelan'ny Israely. # Iza no napetrak'i Solomona teo amin'ireo mpiasa an-terovozona rehetra? Adonirama no napetrak'i Solomona teo amin'ireo mpiasa an-terovozona rehetra.