plt_tq/1ki/05/09.md

8 lines
306 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no ho ataon'ireo mpanompon'i Hirama amin'ireo hazo?
Ireo mpanompon'i Hirama dia hitondra ireo hazo midina avy any Libanaona mankany amin'ny ranomasina izay nofehezin'izy ireo tanaty vatan-kazo.
# Inona no nirian'i Hirama?
Hirama dia naniry izay hanomezan'i Solomona sakafo ho an'ny ankohonany.