# Inona no ho ataon'ireo mpanompon'i Hirama amin'ireo hazo? Ireo mpanompon'i Hirama dia hitondra ireo hazo midina avy any Libanaona mankany amin'ny ranomasina izay nofehezin'izy ireo tanaty vatan-kazo. # Inona no nirian'i Hirama? Hirama dia naniry izay hanomezan'i Solomona sakafo ho an'ny ankohonany.