plt_tq/1ki/04/20.md

12 lines
486 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Ahoana no isan'i Joda sy Israely?
Joda sy Israely dia maro toy ny isan'ny fasika amoron-dranomasina.
# Hatraiza no nanjakan'i Solomona?
Solomona dia nanjaka nanerana ny fanjakana avy eny amin'ny Renirano ka hatreny amin'ny tanin'ny Filistina mankany amin'ny sisin-tanin'ny Egypta.
# Inona no tahirin-tsakafon'i Solomona mandritry ny iray andro?
Ny tahirin-tsakafon'i Solomona mandritra ny iray andro dia koba, hena, omby, ondry, serfa, gazela, kapreola, ary vorona nohatavezina.