plt_tq/1ki/02/28.md

8 lines
259 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Nandositra taiza i Joaba rehefa avy tany amin'i Solomona?
Joaba dia nitsoaka tany amin'ny lain'i Yaveh ary naka ireo tandroky ny alitara.
# Inona no nanirahan'i Solomona an'i Benaia zanaka lahin'i Joiada?
Solomona dia naniraka azy mba hamono an'i Joaba.