# Nandositra taiza i Joaba rehefa avy tany amin'i Solomona? Joaba dia nitsoaka tany amin'ny lain'i Yaveh ary naka ireo tandroky ny alitara. # Inona no nanirahan'i Solomona an'i Benaia zanaka lahin'i Joiada? Solomona dia naniraka azy mba hamono an'i Joaba.