plt_tq/1ki/02/08.md

8 lines
353 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no efa nataon'i Simey tamin'i Davida mpanjaka?
Simey dia nanozona tamin'ny herisetra an'i Davida mpanjaka.
# Inona no nolazain'i Davida mpanjaka tamin'i Solomona ho atao amin'i Simey?
Davida dia niteny tamin'i Solomona mba tsy hamela an'i Simey handeha am-pahalalahana avy amin'ny famaizana, fa hitondra azy hidina any am-pasana amin'ny rà.