# Inona no efa nataon'i Simey tamin'i Davida mpanjaka? Simey dia nanozona tamin'ny herisetra an'i Davida mpanjaka. # Inona no nolazain'i Davida mpanjaka tamin'i Solomona ho atao amin'i Simey? Davida dia niteny tamin'i Solomona mba tsy hamela an'i Simey handeha am-pahalalahana avy amin'ny famaizana, fa hitondra azy hidina any am-pasana amin'ny rĂ .