plt_tq/1jn/02/04.md

8 lines
325 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Olona toy ny ahoana no olona milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra, nefa tsy mitazona ny didin'Andriamanitra?
Ny olona izay milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra, nefa tsy mitazona ny didin'Andriamanitra, dia mpandainga.
# Ahoana no tokony fandehan'ny mpino?
Tokony handeha tahaka ny nandehanan'i Kristy ireo mpino.