# Olona toy ny ahoana no olona milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra, nefa tsy mitazona ny didin'Andriamanitra? Ny olona izay milaza fa mahafantatra an'Andriamanitra, nefa tsy mitazona ny didin'Andriamanitra, dia mpandainga. # Ahoana no tokony fandehan'ny mpino? Tokony handeha tahaka ny nandehanan'i Kristy ireo mpino.