plt_tq/1co/14/34.md

12 lines
400 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Aiza ireo vehivavy no tsy mahazo alalana hiteny araka ny nolazain'i Paoly?
Paoly nilaza fa tsy mahazo alalana hiteny ao am-piangonana izy ireo.
# Inona no nolazain'i Paoly hoe tokony ataon'ireo vehivavy raha maniry ny hianatra zavatra izy ireo?
Paoly nilaza azy ireo hoe manontania ny vadinareo ao an-trano.
# Ahoana no fijerin'ny olona ny vehivavy miteny ao am-piangonana?
Mahamenatra izany.