# Aiza ireo vehivavy no tsy mahazo alalana hiteny araka ny nolazain'i Paoly? Paoly nilaza fa tsy mahazo alalana hiteny ao am-piangonana izy ireo. # Inona no nolazain'i Paoly hoe tokony ataon'ireo vehivavy raha maniry ny hianatra zavatra izy ireo? Paoly nilaza azy ireo hoe manontania ny vadinareo ao an-trano. # Ahoana no fijerin'ny olona ny vehivavy miteny ao am-piangonana? Mahamenatra izany.