2019-07-12 00:03:29 +00:00
|
|
|
# Fanomezam-panahy inona no nolazain'i Paoly hoe tokony hananantsika zotom-po manokana?
|
|
|
|
|
|
|
|
Paoly nilaza fa tokony hanana zotom-po manokana amin'ny faminaniana isika.
|
|
|
|
|
2021-10-06 00:47:19 +00:00
|
|
|
# Amin'iza ilay iray no miteny rehefa miresaka amin'ny fiteny izy?
|
2019-07-12 00:03:29 +00:00
|
|
|
|
|
|
|
Tsy miteny amin'ny olona izy fa amin'Andriamanitra.
|
|
|
|
|
|
|
|
# Iza no atsangan'ilay iray izay maminany, ary iza no atsangan'ilay iray izay miteny amin'ny fiteny?
|
|
|
|
|
|
|
|
Ilay iray izay mamimany dia manangana olona, fa ilay iray izay miteny amin'ny fiteny dia manangana ny tenany.
|