plt_tq/1co/13/08.md

8 lines
236 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2019-07-12 00:03:29 +00:00
# Inona ireo zavatra sasany izay ho levona na hitsahatra?
Ny faminaniana, ny fahalalana ary izay tsy feno dia ho levona ary ny fiteny dia hitsahatra.
# Inona no tsy ho tapitra mandrakizay?
Ny fitiavana no tsy ho tapitra mandrakizay.