# Inona ireo zavatra sasany izay ho levona na hitsahatra? Ny faminaniana, ny fahalalana ary izay tsy feno dia ho levona ary ny fiteny dia hitsahatra. # Inona no tsy ho tapitra mandrakizay? Ny fitiavana no tsy ho tapitra mandrakizay.