plt_tq/1co/12/09.md

8 lines
357 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no fanomezana sasany nomena tamin'ny alalan'ny Fanahy?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Ireo fanomezana sasany dia ny finoana, fanomezam-pahasoavan'ny fahasitranana, asan'ny hery, faminaniana, fahaizana manavaka ireo fanahy, karazana fiteny samihafa ary fandikana teny.
# Iza no misafidy izay omena ny tsirairay?
Ny Fanahy no manome fanomezana ny tsirairay, araka izay nofidiny.