plt_tq/1co/09/09.md

4 lines
246 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona ny ohatra avy ao amin'ny lalàn'i Mosesy nomen'i Paoly mba hanohanana ny hevitry ny fandraisana tombontsoa na vola amin'ny asa?
2019-07-12 00:03:29 +00:00
Paoly namerina niteny ny didy hoe: "Aza asiana fehi-vava ny omby rehefa miely voa" mba hanohanana ny heviny.