plt_tq/1ch/28/20.md

8 lines
347 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-10-06 00:47:19 +00:00
# Inona no nampanantenan'i Davida an'i Solomona momban'ny fanatrehan'i Yaveh mandra-pahavitan'ny asa rehetra?
Tsy hamela azy na hadao azy mandra-pahavitan'ny asa rehetra ho an'ny fanompoana ao amin'ny tempolin'i Yaveh Izy.
# Vonona hanao inona ireo manam-boninahitra sy ireo vahoaka rehetra?
Vonona ny hanaraka ireo baikon'i Solomona izy ireo.