# Inona no nampanantenan'i Davida an'i Solomona momban'ny fanatrehan'i Yaveh mandra-pahavitan'ny asa rehetra? Tsy hamela azy na hadao azy mandra-pahavitan'ny asa rehetra ho an'ny fanompoana ao amin'ny tempolin'i Yaveh Izy. # Vonona hanao inona ireo manam-boninahitra sy ireo vahoaka rehetra? Vonona ny hanaraka ireo baikon'i Solomona izy ireo.