plt_tn/mrk/06/39.md

20 lines
521 B
Markdown

# ahi-maitso
Farito ny loko izay fampiasan'ny faritrao hilazana ny hoe ahitra mbola tanora.
# tokony zato sy dimampolo
Maneho ny isan'ny olona isaky ny vondrona. DH: "eo ho eo amin'ny olona dimampolo ao anaty vondrona ary olona zato ao amin'ireo vondrona hafa"
# niandrandra ny lanitra
niandrandra ny lanitra izay fitoeran'Andriamanitra
# nitahy Izy
"niteny fitahiana Izy" na "nisaotra Izy"
# Nozarainy ho an'izy rehetra ny hazandrano roa
"nozarainy ny hazan-drano roa mba samy hanana kely avy ny olon-drehetra"